Galatiana 2:2 MG1865

2 Ary niakatra araka ny fanambarana aho, ka nambarako taminy ny filazantsara izay toriko any amin'ny jentilisa, nefa nangingina ihany tamin'izay manan-daza, fandrao ho mihazakazaka foana aho, na efa nihazakazaka foana.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 2

Jereo Galatiana 2:2 amin'ny teny manodidina.