Galatiana 5:6 MG1865

6 Fa ao amin'i Kristy Jesosy dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana.

Vakio ny toko manontolo Galatiana 5

Jereo Galatiana 5:6 amin'ny teny manodidina.