Hebreo 11:5 MG1865

5 Finoana no namindrana an'i Enoka tsy hiharan'ny fahafatesana; ka dia tsy hita izy, satria nafindran'Andriamanitra; fa talohan'ny namindrana azy dia nambara fa nankasitrahan'Andriamanitra izy.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 11

Jereo Hebreo 11:5 amin'ny teny manodidina.