Hebreo 11:6 MG1865

6 Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 11

Jereo Hebreo 11:6 amin'ny teny manodidina.