Hebreo 12:25 MG1865

25 Tandremo mba tsy holavinareo Izay miteny. Fa raha izy ireo tsy afa-nandositra tamin'ny nandavany ilay nilaza ny tenin'Andriamanitra taminy tetỳ ambonin'ny tany, mainka fa isika, raha mihodina miala amin'ilay avy any an-danitra,

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:25 amin'ny teny manodidina.