Hebreo 12:28 MG1865

28 Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana ho entintsika manao izay fanompoana sitrak'Andriamanitra amin'ny fanajana sy ny fahatahorana;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:28 amin'ny teny manodidina.