Hebreo 12:27 MG1865

27 Ary ny hoe "indray maka koa" dia manambara ny hanovana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba haharetan'izay zavatra tsy ampihorohoroina.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:27 amin'ny teny manodidina.