Hebreo 13:4 MG1865

4 Aoka hanan-kaja amin'ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandriana; fa ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin'olona dia hohelohin'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 13

Jereo Hebreo 13:4 amin'ny teny manodidina.