Hebreo 13:5 MG1865

5 Aoka tsy ho amin'ny fitiavam-bola ny toe-tsainareo, fa mianina amin'izay anananareo; fa hoy Izy: "Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory" (Jos. 1.5).

Vakio ny toko manontolo Hebreo 13

Jereo Hebreo 13:5 amin'ny teny manodidina.