Hebreo 9:22 MG1865

22 Ary saiky diovina amin'ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:22 amin'ny teny manodidina.