Hebreo 9:24 MG1865

24 Fa Kristy tsy mba niditra tao amin'izay fitoerana masina nataon-tanana, izay tandindon'ny tena fitoerana masina, fa ho any an-danitra tokoa, mba hiseho eo anatrehan'Andriamanitra ankehitriny ho antsika;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:24 amin'ny teny manodidina.