Hebreo 9:25 MG1865

25 ary tsy niditra Izy mba hanatitra ny tenany matetika, tahaka ny mpisoronabe miditra ao amin'ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran'ny zavatra hafa;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:25 amin'ny teny manodidina.