Hebreo 9:28 MG1865

28 dia tahaka izany koa Kristy, rehefa natolotra indray mandeha hitondra ny otan'ny maro, dia hiseho fanindroany, tsy amin'ota, amin'izay miandry Azy, ho famonjena.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:28 amin'ny teny manodidina.