Hebreo 10:1 MG1865

1 Fa ny lalàna, izay misy aloky ny zava-tsoa ho avy, fa tsy ny tena endrik'izany zavatra izany, dia tsy mba mahatanteraka ny olona manatona amin'izay fanatitra ateriny mandrakariva isan-taona.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 10

Jereo Hebreo 10:1 amin'ny teny manodidina.