Hebreo 9:7 MG1865

7 Fa ny faharoa kosa no idiran'ny mpisoronabe irery ihany indray mandeha isan-taona; ary izy aza dia tsy miditra, raha tsy mitondra rà, izay ateriny noho ny amin'ny tenany sy ny fahadisoana nataon'ny olona amin'ny tsi-fahalalana;

Vakio ny toko manontolo Hebreo 9

Jereo Hebreo 9:7 amin'ny teny manodidina.