8 koa izany no anambaran'ny Fanahy Masina fa tsy mbola voaseho ny lalana mankany amin'ny fitoerana masina indrindra, raha mbola ao ihany ny tabernakely voalohany;
Vakio ny toko manontolo Hebreo 9
Jereo Hebreo 9:8 amin'ny teny manodidina.