Jakoba 1:5 MG1865

5 Ary raha misy ianareo tsy manam-pahendrena, aoka izy hangataka amin'Andriamanitra, Izay manome malalaka ho an'ny olona rehetra sady tsy mandatsa; ary dia homena azy izany.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:5 amin'ny teny manodidina.