Jakoba 1:6 MG1865

6 Nefa aoka hangataka amin'ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin'ny rivotra ka atopatopany.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 1

Jereo Jakoba 1:6 amin'ny teny manodidina.