Jakoba 4:6 MG1865

6 Nefa manome fahasoavana bebe kokoa Izy. Koa hoy izy: "Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an'ny manetry tena" (Oha. 3.34).

Vakio ny toko manontolo Jakoba 4

Jereo Jakoba 4:6 amin'ny teny manodidina.