Jakoba 5:11 MG1865

11 Indro, ataontsika fa sambatra izay efa naharitra. Efa renareo ny faharetan'i Joba ary efa hitanareo ny faran'ny nataon'ny Tompo taminy, fa miantra indrindra ny Tompo sady be famindram-po.

Vakio ny toko manontolo Jakoba 5

Jereo Jakoba 5:11 amin'ny teny manodidina.