Jaona 11:47 MG1865

47 Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo nanangona ny Synedriona ka nanao hoe: Ahoana no hataontsika? fa iny Lehilahy iny dia manao famantarana maro.

Vakio ny toko manontolo Jaona 11

Jereo Jaona 11:47 amin'ny teny manodidina.