Jaona 12:26 MG1865

26 Raha misy olona manompo Ahy, dia aoka izy hanaraka Ahy, ary izay itoerako, dia ao koa no hitoeran'ny mpanompoko; raha misy olona manompo Ahy, dia hankalaza azy ny Ray.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:26 amin'ny teny manodidina.