Jaona 12:27 MG1865

27 Ankehitriny mangorohoro ny fanahiko; ary ahoana no holazaiko: Ray ô, vonjeo Aho ho afaka amin'ity ora ity? nefa izao no nihaviako ho amin'ity ora ity;

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:27 amin'ny teny manodidina.