Jaona 12:35 MG1865

35 Dia hoy Jesosy taminy: Mbola kely ihany no hitoeran'ny mazava aminareo. Mandehana, raha mbola manana ny mazava ianareo, mba tsy hahatratra anareo ny maizina; fa izay mandeha amin'ny maizina dia tsy mahalala izay alehany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:35 amin'ny teny manodidina.