10 Fa hoy Jesosy taminy: Izay efa nandro tsy mila hosasana, afa-tsy ny tongotra ihany, fa efa madio avokoa; ary ianareo dia madio, nefa tsy ianareo rehetra.
Vakio ny toko manontolo Jaona 13
Jereo Jaona 13:10 amin'ny teny manodidina.