Jaona 13:9 MG1865

9 Dia hoy Simona Petera taminy: Tompoko, tsy ny tongotro ihany ary, fa ny tanako sy ny lohako koa.

Vakio ny toko manontolo Jaona 13

Jereo Jaona 13:9 amin'ny teny manodidina.