Jaona 16:19 MG1865

19 Ary Jesosy nahalala fa ta-hanontany Azy ireo, dia hoy Izy taminy: Mifanontany va ianareo, satria hoy Izaho: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy ianareo, ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo?

Vakio ny toko manontolo Jaona 16

Jereo Jaona 16:19 amin'ny teny manodidina.