Jaona 16:32 MG1865

32 Indro, avy ny andro, eny, efa tonga, izay hielezanareo samy ho any amin'ny azy avy, ary hilaozanareo ho irery Aho; kanefa tsy irery Aho, fa ny Ray no ato amiko.

Vakio ny toko manontolo Jaona 16

Jereo Jaona 16:32 amin'ny teny manodidina.