Jaona 16:33 MG1865

33 Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Atỳ amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Jaona 16

Jereo Jaona 16:33 amin'ny teny manodidina.