1 Rehefa nolazain'i Jesosy izany teny izany, dia nanandratra ny masony ho amin'ny lanitra Izy ka nanao hoe: Ray ô, tonga ny fotoana; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan'ny Zanaka Anao.
Vakio ny toko manontolo Jaona 17
Jereo Jaona 17:1 amin'ny teny manodidina.