Jaona 17:13 MG1865

13 Fa ankehitriny mankany aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin'izao tontolo izao, mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 17

Jereo Jaona 17:13 amin'ny teny manodidina.