Jaona 17:14 MG1865

14 Efa nomeko azy ny teninao; ary halan'izao tontolo izao izy, satria tsy naman'izao tontolo izao, tahaka Ahy tsy naman'izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Jaona 17

Jereo Jaona 17:14 amin'ny teny manodidina.