Jaona 19:17 MG1865

17 ary Izy nitondra ny hazo fijaliany, dia nankany amin'ny tany atao hoe Ikarandoha, izay atao amin'ny teny Hebreo hoe Golgota.

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:17 amin'ny teny manodidina.