Jaona 19:18 MG1865

18 Teo no nanomboana Azy tamin'ny hazo fijaliana, ary nisy roa lahy koa niaraka taminy, iray avy teo an-daniny roa, ary Jesosy teo afovoany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:18 amin'ny teny manodidina.