Jaona 3:16 MG1865

16 Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Jaona 3

Jereo Jaona 3:16 amin'ny teny manodidina.