Jaona 3:18 MG1865

18 Izay mino Azy dia tsy helohina; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanaka-lahy Tokan'Andriamanitra izy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 3

Jereo Jaona 3:18 amin'ny teny manodidina.