Jaona 4:34 MG1865

34 Hoy Jesosy taminy: Ny haniko dia ny manao ny sitrapon'izay naniraka Ahy sy ny mahavita ny asany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:34 amin'ny teny manodidina.