Jaona 4:35 MG1865

35 Moa ianareo tsy manao hoe va: Efa-bolana no sisa, dia tonga ny fararano? Indro, lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka jereo ny eny an-tsaha, fa efa masaka sahady hojinjana izy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:35 amin'ny teny manodidina.