Jaona 8:13 MG1865

13 Ary hoy ny Fariseo taminy: Hianao manambara ny tenanao, koa tsy marina ny fanambaranao.

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:13 amin'ny teny manodidina.