Jaona 8:14 MG1865

14 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Na dia manambara ny tenako aza Aho, dia marina ny fanambarako, satria fantatro izay nihaviako sy izay alehako; fa ianareo kosa tsy mahalala izay ihaviako, na izay alehako.

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:14 amin'ny teny manodidina.