Jaona 9:16 MG1865

16 Ary hoy ny Fariseo sasany: Tsy avy amin'Andriamanitra izany Lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata Izy. Hoy ny sasany: Hataon'ny lehilahy mpanota ahoana no fahay manao fahagagana toy izany? Dia nisara-tsaina izy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 9

Jereo Jaona 9:16 amin'ny teny manodidina.