17 Ary hoy indray izy tamin'ilay jamba: Ahoana no ilazanao Azy, fa nampahiratra ny masonao Izy? Dia hoy izy: Mpaminany Izy.
Vakio ny toko manontolo Jaona 9
Jereo Jaona 9:17 amin'ny teny manodidina.