Jaona 9:21 MG1865

21 fa tsy fantatray izay nahiratany izao; ary tsy fantatray izay nampahiratra ny masony; izy ihany no anontanio; efa lehibe izy, aoka izy no hilaza ny amin'ny tenany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 9

Jereo Jaona 9:21 amin'ny teny manodidina.