Lioka 1:13 MG1865

13 Fa hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Zakaria; fa efa nohenoina ny fangatahanao, ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao, ary Jaona no hataonao anarany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:13 amin'ny teny manodidina.