Lioka 1:14 MG1865

14 Ary ho faly sy ho ravoravo ianao; ary maro no hifaly amin'ny hahaterahany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:14 amin'ny teny manodidina.