Lioka 1:19 MG1865

19 Ary ilay anjely namaly ka nanao taminy hoe: Izaho no Gabriela, izay mitsangana eo anatrehan'Andriamanitra; ary nirahina hiteny aminao aho ka hilaza aminao izany teny mahafaly izany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:19 amin'ny teny manodidina.