Lioka 1:20 MG1865

20 Koa, indro, ho moana ianao ka tsy hahay miteny ambara-pahatongan'ny andro hisehoan'izany zavatra izany, ho valin'ny tsy ninoanao ny teniko, izay ho tanteraka amin'ny fotoany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:20 amin'ny teny manodidina.