Lioka 11:23 MG1865

23 Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:23 amin'ny teny manodidina.