Lioka 11:7 MG1865

7 ary ilay ao an-trano kosa hamaly ka hanao hoe: Aza manahirana ahy; fa efa mihidy ny varavarana izao, ary ny zanako mandry eto am-pandriana eto amiko; tsy afaka hifoha hanome anao aho?

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:7 amin'ny teny manodidina.