Lioka 11:8 MG1865

8 Hoy Izaho aminareo: Na dia tsy hiainga hanome azy noho ny fisakaizana aza izy, dia hifoha ihany izy noho ny fitarainany fatratra ka hanome azy izay ilainy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:8 amin'ny teny manodidina.